Colossians 1:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no torinay amin’ny fampitandremanay sy ny fampianaranay ny olona rehetra amin’ny fahendrena rehetra, mba samy hatolotray ho tanteraka ao amin’i Kristy izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy no torinay, ary ny olon-drehetra samy ampandrenesinay sy ampianarinay avokoa araka ny fahendrena rehetra mba hahatongavanay ny olon-drehetra ho lavorary ao amin’i Kristy Jesoa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa dia mitory an’i Kristy amin’ny olona rehetra izahay. Samy anarinay sy ampianarinay amim-pahendrena tokoa ny olona, mba hahatonga azy rehetra ho tanteraka noho izy tafaray amin’i Kristy.
Malagasy Bible 1865
Izy no torinay, ka samy anarinay sy ampianarinay amin'ny fahendrena rehetra ny olona rehetra, mba samy hatolotray ho tanteraka ao amin'i Kristy izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no torinay amin’ny fampitandremanay sy ny fampianaranay ny olona rehetra amin’ny fahendrena rehetra, mba samy hatolotray ho tanteraka ao amin’i Kristy izy rehetra.
malagasy
Izy no torinay, ka samy anarinay sy ampianarinay amin'ny fahendrena rehetra ny olona rehetra, mba samy hatolotray ho tanteraka ao amin'i Kristy izy rehetra.Ary ny hahatanteraka izany no ikelezako aina koa sy iezahako fatratra araka ny fiàsan'ny herin'ilay miasa mahery ato anatiko.