Colossians 1:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny hahatanteraka izany no ikelezako aina koa sy iezahako fatratra araka ny fiasan’ny herin’Ilay miasa amin-kery ato anatiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary izany indrindra no iasako sy iadiako mafy, araka ny heriny izay iasàny fatratra ato amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hahatontosako izany andraikitra izany, dia mikely aina sy miezaka mafy aho, araka ny hery tsy hay tohaina omen’i Kristy sady miasa fatratra ato anatiko.
Malagasy Bible 1865
Ary ny hahatanteraka izany no ikelezako aina koa sy iezahako fatratra araka ny fiàsan'ny herin'ilay miasa mahery ato anatiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny hahatanteraka izany no ikelezako aina koa sy iezahako fatratra araka ny fiasan’ny herin’Ilay miasa amin-kery ato anatiko.
malagasy
Ary ny hahatanteraka izany no ikelezako aina koa sy iezahako fatratra araka ny fiàsan'ny herin'ilay miasa mahery ato anatiko.