Colossians 1:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misaotra an’Andriamanitra Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika izahay ary mivavaka mandrakariva ho anareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ho ao aminareo anie ny fahasoavana amam-piadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika! Tsy tapaka ny misaotra an’Andriamanitra Rain’i Jesoa Kristy Tompontsika izahay, amin’ny fivavahana ataonay ho anareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Velom-pisaorana mandrakariva an’Andriamanitra Rain’i Jesoa Kristy Tompontsika izahay, rehefa mivavaka ho anareo.
Malagasy Bible 1865
Misaotra an'Andriamanitra, Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika, izahay amin'ny fangatahanay mandrakariva ho anareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misaotra an’Andriamanitra Rain’i Jesosy Kristy* Tompontsika izahay ary mivavaka mandrakariva ho anareo;
malagasy
Misaotra an'Andriamanitra, Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika, izahay amin'ny fangatahanay mandrakariva ho anareo,