Colossians 1:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa renay ny finoanareo an’i Kristy Jesosy sy ny fitiavanareo ny olona masina rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hatramin’ny nandrenesanay ny finoanareo an’i Kristy Jesoa sy ny fitiavanareo ny olona masina rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, velom-pisaorana an’Andriamanitra izahay satria renay laza ny finoanareo an’i Kristy Jesoa sy ny fitiavanareo ny vahoakan’Andriamanitra rehetra.
Malagasy Bible 1865
rehefa renay ny finoanareo an'i Kristy Jesosy sy ny fitiavanareo ny olona masina rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa renay ny finoanareo an’i Kristy Jesosy sy ny fitiavanareo ny olona masina rehetra,
malagasy
rehefa renay ny finoanareo an'i Kristy Jesosy sy ny fitiavanareo ny olona masina rehetra,