Colossians 1:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Io Filazantsara io dia efa tonga eo aminareo ka mamokatra sy mitombo tahaka ny eo amin’izao tontolo izao; toy izany koa ny eo aminareo, hatramin’ny andro nandraisanareo sy nahalalanareo tsara ny fahamarinan’ny fahasoavan’Andriamanitra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Evanjely efa tonga atỳ aminareo, dia tonga amin’izao tontolo izao mihitsy, sady vokatra sy mitombo toy ny atỳ aminareo koa, hatramin’ny andro nandrenesanareo azy sy nahalalanareo tsara ny fahasoavan’Andriamanitra ao anatin’ny marina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Vaovao Mahafaly dia mitondra vokatra sy mitombo eran’izao tontolo izao koa, tahaka ny teo aminareo hatramin’ny andro nandrenesanareo sy nahalalanareo tsara ny fahasoavan’Andriamanitra araka ny marina.
Malagasy Bible 1865
izay efa mby eo aminareo, tahaka ny eny amin'izao tontolo izao koa, sady vokatra sy mitombo tahaka ny eo aminareo koa hatramin'ny andro nandraisanareo sy nahalalanareo tsara ny fahasoavan'Andriamanitra araka ny marina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Io Filazantsara io dia efa tonga eo aminareo ka mamokatra sy mitombo tahaka ny eo amin’izao tontolo izao; toy izany koa ny eo aminareo, hatramin’ny andro nandraisanareo sy nahalalanareo tsara ny fahamarinan’ny fahasoavan’Andriamanitra,
malagasy