Colossians 1:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
araka ny efa renareo tamin’i Epafra, mpanompo namanay sady malala, izay mpanompon’i Kristy mahatoky eo aminareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
araka ny fampianarana noraisinareo tamin’i Epafrasy, izay namanay malalanay amin’ny fanompoana an’Andriamanitra, sy mpandraharahan’i Kristy mahatoky tokoa, ao aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Epafrà, hava-malala mpiray fanompoana aminay, no nampianatra anareo momba izany; mpanompo mahatokin’i Kristy izy ho fanasoavana anareo,
Malagasy Bible 1865
tahaka ny efa renareo tamin'i Epafra, mpanompo namanay sady malala, izay mpanompon'i Kristy mahatoky ho anay,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
araka ny efa renareo tamin’i Epafra, mpanompo namanay sady malala, izay mpanompon’i Kristy mahatoky eo aminareo;
malagasy
tahaka ny efa renareo tamin'i Epafra, mpanompo namanay sady malala, izay mpanompon'i Kristy mahatoky ho anay, [ Na: (anareo)]