Colossians 1:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izy koa no nanambara taminay ny fitiavanareo ao amin’ny Fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy no nandrenesanay ny fitiavanareo ara-panahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary dia nampahafantatra anay ny fitiavana izay nomen’ny Fanahy Masina anareo.
Malagasy Bible 1865
sady efa nanambara taminay koa ny fitiavanareo ao amin'ny Fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izy koa no nanambara taminay ny fitiavanareo ao amin’ny Fanahy.
malagasy
sady efa nanambara taminay koa ny fitiavanareo ao amin'ny Fanahy.