Colossians 2:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tiako ho fantatrareo ny hamafin’ny fiezahako ho anareo sy izay any Laodikia mbamin’izay rehetra tsy mbola nahita ny tavako amin’ny nofo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tiako ho fantatrareo ny hamafin’ny ady iadiako ho anareo sy ho an’ny any Laodisea mbamin’izay rehetra mbola tsy nahita maso ahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, tiako ho fantatrareo fa miezaka mafy tokoa aho hanasoavana anareo sy izay any Laôdisia mbamin’izay rehetra tsy mbola nahita ny tavako velively.
Malagasy Bible 1865
Fa tiako ho fantatrareo ny hamafin'ny fiezahako ho anareo sy izay any Laodikia mbamin'izay rehetra tsy mbola nahita ny tavako amin'ny nofo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tiako ho fantatrareo ny hamafin’ny fiezahako ho anareo sy izay any Laodikia mbamin’izay rehetra tsy mbola nahita ny tavako amin’ny nofo,
malagasy
[Fananaran'i Paoly ny Kolosiana mba haharitra tsara tsy ho voafitaky ny mpampianatra sandoka] Fa tiako ho fantatrareo ny hamafin'ny fiezahako ho anareo sy izay any Laodikia mbamin'izay rehetra tsy mbola nahita ny tavako amin'ny nofo,