Colossians 2:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ianareo dia tanteraka ao Aminy sady Izy no lohan’ny fanapahana sy ny fahefana rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ao aminy no anananareo ny zavatra rehetra, fa Izy no lohan’izay rehetra mety ho fanapahana sy fahefana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka efa heni-tsoa tokoa ianareo satria tafaray amin’Ilay ambonin’ny fanapahana sy fahefana isan-tokony.
Malagasy Bible 1865
ary ianareo dia tanteraka ao aminy, sady Izy no Lohan'ny fanapahana sy ny fahefana rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ianareo dia tanteraka ao Aminy sady Izy no lohan’ny fanapahana sy ny fahefana rehetra.
malagasy
ary ianareo dia tanteraka ao aminy, sady Izy no Lohan'ny fanapahana sy ny fahefana rehetra,