Colossians 2:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tao Aminy koa no namorana anareo tamin’ny famorana tsy nataon-tanana, tamin’ny fanesorana ny tenan’ny nofo, dia tamin’ny famoran’i Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tao aminy no namoràna anareo tamin’ny famorana tsy nataon-tanana, izay manala ny tena nofo, dia tamin’ny famoràn’i Kristy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny firaisana amin’i Kristy, dia voafora ianareo nefa tsy tamin’ny famorana nataon-tanan’olona fa tamin’ny famorana nataon’i Kristy, izany hoe famorana manaisotra ny herin’ny maha olona mpanota;
Malagasy Bible 1865
ary tao aminy koa no namorana anareo tamin'ny famorana tsy nataon-tanana, tamin'ny fanesorana ny tenan'ny nofo, dia tamin'ny famoran'i Kristy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tao Aminy koa no namorana anareo tamin’ny famorana tsy nataon-tanana, tamin’ny fanesorana ny tenan’ny nofo, dia tamin’ny famoran’i Kristy.
malagasy
ary tao aminy koa no namorana anareo tamin'ny famorana tsy nataon-tanana, tamin'ny fanesorana ny tenan'ny nofo, dia tamin'ny famoran'i Kristy;