Colossians 2:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa niara-nalevina Taminy ianareo tamin’ny batisa, ary tao Aminy koa no niara-natsangana Taminy noho ny finoana ny asan’Andriamanitra izay nanangana Azy tamin’ny maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa niara-nilevina taminy ianareo tamin’ny Batemy, ary niara-nitsangana taminy tamin’ny Batemy ihany koa, noho ny finoanareo ny herin’Andriamanitra izay nanangana Azy ho velona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa tamin’ny nanaovana batisa anareo, dia niara-nilevina tamin’i Kristy ianareo ary niara-nitsangana taminy koa, satria nino ny herin’ilay Andriamanitra nanangana Azy ho velona avy tany amin’ny maty.
Malagasy Bible 1865
fa niara-nilevina taminy ianareo tamin'ny batisa, izay niarahanareo natsangana taminy koa noho ny finoana ny asan'Andriamanitra, izay nanangana Azy tamin'ny maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa niara-nalevina Taminy ianareo tamin’ny batisa, ary tao Aminy koa no niara-natsangana Taminy noho ny finoana ny asan’Andriamanitra izay nanangana Azy tamin’ny maty.
malagasy
fa niara-nilevina taminy ianareo tamin'ny batisa, izay niarahanareo natsangana taminy koa noho ny finoana ny asan'Andriamanitra, izay nanangana Azy tamin'ny maty.