Colossians 2:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aza avela hisy hitsara anareo, na amin’ny fihinana, na amin’ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny Sabata;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aoka ianareo tsy hotsarain’olona ny amin’ny fihinana amam-pisotro, na ny amin’ny andro fety aman-tsinam-bolana, na ny amin’ny andro sabata,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza avela hisy olona hitsara anareo momba ny zava-pihinana sy ny zava-pisotro, na ny fombafomba fanao amin’ny fankalazana na amin’ny tsinambolana na amin’ny sabata.
Malagasy Bible 1865
Koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin'ny fihinana, na ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny Sabata;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aza avela hisy hitsara anareo, na amin’ny fihinana, na amin’ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny Sabata*;
malagasy
Koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin'ny fihinana, na ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny Sabata;