Colossians 2:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
aloky ny zavatra ho avy ireny, fa ny tena izy dia Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria aloky ny zavatra ho avy fotsiny ireny, fa ao amin’i Kristy ny tena zavatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo rehetra ireo no tandindon’ny soa ho avy, fa ny tena zavatra dia i Kristy.
Malagasy Bible 1865
aloky ny zavatra ho avy ireny, fa ny tenany dia an'i Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
aloky ny zavatra ho avy ireny, fa ny tena izy dia Kristy.
malagasy
aloky ny zavatra ho avy ireny, fa ny tenany dia an'i Kristy.