Colossians 2:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mandray, aza manandrana, aza manendry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aza mandray! Aza manandrana! Aza manendry!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza mihinana an’ity», «Aza manandrana an’irỳ», «Aza mikasika an’izatsy na iroa»?
Malagasy Bible 1865
Aza mandray, aza manandrana, aza manendry -
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mandray, aza manandrana, aza manendry.
malagasy
Aza mandray, aza manandrana, aza manendry -