Colossians 2:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Levona izany rehetra izany rehefa ampiasaina, fa didy sy fampianarana avy amin’olona ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa zavatra manjary levona foana avokoa amin’ny fomba fampiasana azy fotsiny izany zavatra rehetra izany! - Eisy! didy sy fampianaran’olombelona foana izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Zavatra mora levona amin’izay ampiasana azy avokoa ireo rehetra ireo, satria didy sy fampianarana avy amin’olombelona.
Malagasy Bible 1865
levona amin'ny fanaovana ihany izany rehetra izany - araka ny didy sy ny fampianaran'olona?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Levona izany rehetra izany rehefa ampiasaina, fa didy sy fampianarana avy amin’olona ihany.
malagasy
levona amin'ny fanaovana ihany izany rehetra izany - araka ny didy sy ny fampianaran'olona?Izany rehetra izany dia ankalazaina ho fahendrena amin'ny fivavahana haitraitra sy ny fanetren-tena ary ny fampahoriana ny tena, nefa tsy manan-kery akory hahasakana ny fampanaranana ny nofo.