Colossians 2:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay iafenan’ny rakitry ny fahendrena sy ny fahalalana rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay iafenan’ny rakitry ny fahendrena amam-pahalalana rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa miafina ao amin’i Kristy ny rakitra rehetra momba ny fahendrena sy ny fahalalana avy amin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Izay iafenan'ny rakitry ny fahendrena sy ny fahalalana rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay iafenan’ny rakitry ny fahendrena sy ny fahalalana rehetra.
malagasy
Izay iafenan'ny rakitry ny fahendrena sy ny fahalalana rehetra.