Colossians 2:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no lazaiko, fandrao hisy hampahadiso hevitra anareo amin’ny teny toa marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho no milaza izany aminareo, dia ny mba tsy hahavoafitaka anareo amin’ny fandrebireben’ny sasany:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lazaiko aminareo izany mba tsy hahavoafitaka anareo amin’ny fandrebirebena tsara lahatra.
Malagasy Bible 1865
Ary izany no lazaiko, fandrao hisy hampahadiso hevitra anareo amin'ny teny toa marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no lazaiko, fandrao hisy hampahadiso hevitra anareo amin’ny teny toa marina.
malagasy
Ary izany no lazaiko, fandrao hisy hampahadiso hevitra anareo amin'ny teny toa marina.