Colossians 2:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa na dia tsy manatrika anareo amin’ny nofo aza aho dia miaraka aminareo ihany amin’ny fanahy ka mifaly sy mijery ny filaminanareo sy ny tsy fiovan’ny finoanareo an’i Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa na dia tsy atỳ aminareo amin’ny vatana aza aho, dia atỳ aminareo amin’ny fanahy ihany, ka faly mijery izato filaminanareo sy hamafin’ny finoanareo an’i Kristy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa na dia lavitra anareo aza aho ara-batana, dia eo aminareo ihany am-panahy; ka faly aho mahita fa milamina tsara ianareo ary ijoroanareo mafy ny finoanareo an’i Kristy.
Malagasy Bible 1865
Fa na dia tsy manatrika anareo amin'ny nofo aza aho, dia manatrika anareo ihany amin'ny fanahy ka mifaly sy mijery ny filaminanareo sy ny tsi-fiovan'ny finoanareo an'i Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa na dia tsy manatrika anareo amin’ny nofo aza aho dia miaraka aminareo ihany amin’ny fanahy ka mifaly sy mijery ny filaminanareo sy ny tsy fiovan’ny finoanareo an’i Kristy.
malagasy
Fa na dia tsy manatrika anareo amin'ny nofo aza aho, dia manatrika anareo ihany amin'ny fanahy ka mifaly sy mijery ny filaminanareo sy ny tsi-fiovan'ny finoanareo an'i Kristy.