Colossians 2:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tahaka ny nandraisanareo an’i Kristy Jesosy Tompo dia mandehana koa ao Aminy araka izany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Araka ny nandraisanareo an’i Kristy Jesoa Tompo àry, no aoka handehananareo ao aminy koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ianareo efa nandray an’i Kristy Jesoa ho Tompo, dia manaova fitondrantena toy ny olona tafaray aminy.
Malagasy Bible 1865
Koa tahaka ny nandraisanareo an'i Kristy Jesosy Tompo, dia mandehana ao aminy araka izany koa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tahaka ny nandraisanareo an’i Kristy* Jesosy Tompo dia mandehana koa ao Aminy araka izany;
malagasy
Koa tahaka ny nandraisanareo an'i Kristy Jesosy Tompo, dia mandehana ao aminy araka izany koa,