Colossians 3:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary aoka ho ambonin’izany rehetra izany ny fitiavana izay fehin’ny fahatanterahana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ambonin’izany rehetra izany, dia mitafia ny fitiavana, izay fehin’ny hatsaram-panahy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ambonin’ny zavatra rehetra, mitafia ny fitiavana izay mamehy ny hatsaram-panahy rehetra ho tanteraka.
Malagasy Bible 1865
Ary aoka ho ambonin'izany rehetra izany ny fitiavana, fa fehin'ny fahatanterahana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary aoka ho ambonin’izany rehetra izany ny fitiavana izay fehin’ny fahatanterahana.
malagasy
Ary aoka ho ambonin'izany rehetra izany ny fitiavana, fa fehin'ny fahatanterahana izany.