Colossians 3:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary aoka hanapaka ao am-ponareo ny fiadanan’i Kristy, fa ho amin’izany no niantsoana anareo ho tena iray; ary aoka ho feno fisaorana ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanjaka ao am-ponareo anie ny fiadanan’i Kristy izay niantsoana anareo hiforona ho tena iray; ary hahay mankasitraka anie ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hanjaka ao am-ponareo ny fiadanana omen’i Kristy, fa ho amin’izany fiadanana izany no niantsoan’Andriamanitra anareo hitambatra ho tena iray; ary aoka ho feno fisaorana an’Andriamanitra ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary aoka hanapaka ao am-ponareo ny fiadanan'i Kristy, fa ho amin'izany no niantsoana anareo ho tena iray; ary aoka ho feno fisaorana ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary aoka hanapaka ao am-ponareo ny fiadanan’i Kristy, fa ho amin’izany no niantsoana anareo ho tena iray; ary aoka ho feno fisaorana ianareo.
malagasy
Ary aoka hanapaka ao am-ponareo ny fiadanan'i Kristy, fa ho amin'izany no niantsoana anareo ho tena iray; ary aoka ho feno fisaorana ianareo.