Colossians 3:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo, araka izay mety hatao ao amin’ny Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo, araka ny mety ao amin’ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo, araka ny mety amin’ny maha mpanaraka ny Tompo anareo.
Malagasy Bible 1865
Hianareo vehivavy, maneke ny vadinareo araka izay mety hatao ao amin'ny Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo, araka izay mety hatao ao amin’ny Tompo.
malagasy
Hianareo vehivavy, maneke ny vadinareo araka izay mety hatao ao amin'ny Tompo.