Colossians 3:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo lehilahy, tiava ny vadinareo ary aza sosotra aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo lehilahy, tiavo ny vadinareo, ary aza sosotsosotra aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo lehilahy, tiavo ny vadinareo ary aza sosotra aminy.
Malagasy Bible 1865
Hianareo lehilahy, tiava ny vadinareo. ary aza sosotra aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo lehilahy, tiava ny vadinareo ary aza sosotra aminy.
malagasy
Hianareo lehilahy, tiava ny vadinareo. ary aza sosotra aminy. [ Gr. mangidy]