Colossians 3:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo zanaka, maneke ny ray aman-dreninareo amin’ny zavatra rehetra; fa ankasitrahana ao amin’ny Tompo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo zanaka, maneke ny ray aman-dreninareo amin’ny zavatra rehetra, fa ankasitrahin’ny Tompo izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo zanaka, maneke ny ray aman-dreninareo amin’ny zavatra rehetra, fa izany no ankasitrahin’ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Hianareo zanaka, maneke ny ray aman-dreninareo amin'ny zavatra rehetra; fa ankasitrahana ao amin'ny Tompo izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo zanaka, maneke ny ray aman-dreninareo amin’ny zavatra rehetra; fa ankasitrahana ao amin’ny Tompo izany.
malagasy
Hianareo zanaka, maneke ny ray aman-dreninareo amin'ny zavatra rehetra; fa ankasitrahana ao amin'ny Tompo izany.