Colossians 3:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo ray, aza mampahasosotra ny zanakareo, fandrao mamoy fo izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo ray, aza mampahatezitra ny zanakareo, fandrao dia mamoy foy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo ray aman-dreny, aza mampisafoaka ny zanakareo, fandrao hamoy fo izy.
Malagasy Bible 1865
Hianareo ray, aza mampahasosotra ny zanakareo, fandrao mamoy fo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo ray, aza mampahasosotra ny zanakareo, fandrao mamoy fo izy.
malagasy
Hianareo ray, aza mampahasosotra ny zanakareo, fandrao mamoy fo izy.