Colossians 3:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo mpanompo, maneke ny tomponareo araka ny nofo amin’ny zavatra rehetra, tsy amin’ny fanompoana eo imaso, tahaka ny mila sitraka amin’olona, fa amin’ny fahatsoram-po sy ny fahatahorana ny Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo mpanompo, maneke ny tomponareo araka ny nofo amin’ny zavatra rehetra, tsy eo imasony ihany, toy ny mpila sitraka amin’olombelona, fa amim-pahatsoram-po sy amim-pahatahorana ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo mpanompo, maneke ny tomponareo ara-nofo amin’ny zavatra rehetra. Aza eo imasony ihany no manao izany, toy ny mila sitraka amin’olona; fa maneke amim-pahatsoram-po noho ny fanajànareo an’i Jesoa Tompo.
Malagasy Bible 1865
Hianareo mpanompo, maneke ny tomponareo araka ny nofo amin'ny zavatra rehetra, tsy amin'ny fanompoana eo imaso, tahaka ny mpila sitraka amin'olona, fa amin'ny fahatsoram-po, matahotra ny Tompo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo mpanompo, maneke ny tomponareo araka ny nofo amin’ny zavatra rehetra, tsy amin’ny fanompoana eo imaso, tahaka ny mila sitraka amin’olona, fa amin’ny fahatsoram-po sy ny fahatahorana ny Tompo.
malagasy
Hianareo mpanompo, maneke ny tomponareo araka ny nofo amin'ny zavatra rehetra, tsy amin'ny fanompoana eo imaso, tahaka ny mpila sitraka amin'olona, fa amin'ny fahatsoram-po, matahotra ny Tompo;