Colossians 3:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na inona na inona ataonareo dia ataovy amin’ny fo, tahaka ny ho an’ny Tompo fa tsy ho an’olona
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na inona na inona ataonareo, dia ataovy amin’ny fo tokoa, toy ny amin’ny Tompo, fa tsy amin’olombelona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na inona na inona ataonareo, dia tontosao amin’ny fo tokoa tahaka ny atao amin’i Jesoa Tompo fa tsy amin’olona.
Malagasy Bible 1865
ary na inona na inona no ataonareo, dia ataovy amin'ny fo, tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'olona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na inona na inona ataonareo dia ataovy amin’ny fo, tahaka ny ho an’ny Tompo fa tsy ho an’olona
malagasy
ary na inona na inona no ataonareo, dia ataovy amin'ny fo, tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'olona,