Colossians 3:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria izay manao ny tsy marina dia handray araka ny tsy marina nataony fa tsy misy fizahan-tavan’olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sady izay manao ny tsy marina anie, ka handray araka ny tsy marina nataony e! fa tsy mba misy fizahan-tavan’olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izay manao ratsy dia hovaliana amin’izay ratsy nataony, fa tsy mba mizaha tavan’olona Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa izay manao ny tsy marina dia handray araka ny tsy marina nataony; fa tsy misy fizahan-tavan'olona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria izay manao ny tsy marina dia handray araka ny tsy marina nataony fa tsy misy fizahan-tavan’olona.
malagasy
Fa izay manao ny tsy marina dia handray araka ny tsy marina nataony; fa tsy misy fizahan-tavan'olona,