Colossians 3:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany zavatra izany no mahatonga ny fahatezeran’Andriamanitra amin’ny taranaka tsy mankatò.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa izany rehetra izany no mahatonga ny fahatezeran’Andriamanitra amin’ny zanaky ny tsy finoana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo zavatra ireo no mahatonga ny fahatezeran’Andriamanitra hihatra amin’ny olona tsy manaiky an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
fa izany zavatra izany no mahatonga ny fahatezeran'Andriamanitra amin'ny zanaky ny tsi-fanarahana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany zavatra izany no mahatonga ny fahatezeran’Andriamanitra amin’ny taranaka tsy mankatò.
malagasy
fa izany zavatra izany no mahatonga ny fahatezeran'Andriamanitra amin'ny zanaky ny tsi-fanarahana;