Colossians 3:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany koa no nalehanareo fahiny, fony mbola velona taminy ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
niara-nandeha tamin’ireny koa ianareo taloha fony ianareo nanaraka izany fiainana izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany koa ny fitondrantenanareo fahiny, fony ianareo niaina tao anatin’ireo zavatra ireo.
Malagasy Bible 1865
izany koa no nalehanareo fahiny, fony mbola velona taminy ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany koa no nalehanareo fahiny, fony mbola velona taminy ianareo.
malagasy
izany koa no nalehanareo fahiny, fony mbola velona taminy ianareo.