Colossians 3:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mifandainga ianareo, fa efa narianareo ny maha olona taloha mbamin’ny asany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
aza mifandainga ianareo. Fa efa narianareo ny olombelona taloha mbamin’ny asany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mifandainga ianareo fa efa narianareo ny toetra taloha mbamin’ny asany,
Malagasy Bible 1865
Aza mifandainga ianareo, fa efa narianareo ny toetra taloha mbamin'ny asany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mifandainga ianareo, fa efa narianareo ny maha olona taloha mbamin’ny asany;
malagasy
Aza mifandainga ianareo, fa efa narianareo ny toetra taloha mbamin'ny asany; [ Gr. olona]