Colossians 4:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo tompo, ataovy amin’ny mpanomponareo izay marina sy izay mety, satria fantatrareo fa mba manana Tompo any an-danitra koa ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo tompo, manaova ny marina sy ny mety amin’ny mpanomponareo; fa fantatrareo fa manan-Tompo any an-danitra koa ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo tompo, ento araka ny rariny sy ny hitsiny ny mpanomponareo; satria fantatrareo fa ianareo koa mba manana Tompo any an-danitra.
Malagasy Bible 1865
Hianareo tompo, ataovy amin'ny mpanomponareo izay marina sy izay mety, satria fantatrareo fa ianareo koa mba manana Tompo any an-danitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo tompo, ataovy amin’ny mpanomponareo izay marina sy izay mety, satria fantatrareo fa mba manana Tompo any an-danitra koa ianareo.
malagasy
Hianareo tompo, ataovy amin'ny mpanomponareo izay marina sy izay mety, satria fantatrareo fa ianareo koa mba manana Tompo any an-danitra.