Colossians 4:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vavolombelony aho fa mikely aina fatratra ho anareo sy ho an’ny any Laodikia ary ho an’ny any Hierapolia izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izaho no vavolombelona fa mikely aina fatratra ho anareo sy ho an’ny any Laodisea ary ho an’ny any Hierapôlisy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vavolombelona aho ny aminy fa misahirana fatratra izy ho anareo sy ho an-dry zareo any Laôdisia ary ho an-dry zareo any Hierapôly.
Malagasy Bible 1865
Fa vavolombelony aho fa mikely aina fatratra ho anareo sy ho an'ny any Laodikia ary ho an'ny any Hierapolia izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vavolombelony aho fa mikely aina fatratra ho anareo sy ho an’ny any Laodikia ary ho an’ny any Hierapolia izy.
malagasy
Fa vavolombelony aho fa mikely aina fatratra ho anareo sy ho an'ny any Laodikia ary ho an'ny any Hierapolia izy.