Colossians 4:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manaova veloma ny rahalahy any Laodikia ary i Nimfa sy ny fiangonana ao an-tranony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Veloma any amin’ny havana iray finoana any Laodisea sy any amin’i Nimfa mbamin’ny Eglizy ao an-tranony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Veloma any amin’ireo havana any Laôdisia; ary veloma any amin’i Nimfà sy ny Fiangonana mivory ao an-tranony.
Malagasy Bible 1865
Manaova veloma ny rahalahy any Laodikia ary Nymfa sy ny fiangonana ao an- tranony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manaova veloma ny rahalahy any Laodikia ary i Nimfa sy ny fiangonana ao an-tranony.
malagasy
Manaova veloma ny rahalahy any Laodikia ary Nymfa sy ny fiangonana ao an- tranony.