Colossians 4:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa voavaky atỳ aminareo ity epistily ity dia ataovy koa izay hamakiana azy ao amin’ny fiangonan’ny Laodikiana; ary vakionareo kosa ilay avy amin’ny Laodikiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa voavaky atỳ aminareo ity taratasy ity, asaovy vakìny any amin’ny Eglizy any Laodisea koa; dia hovakinareo kosa ilay avy any Laodisea.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa voavaky eto aminareo ity taratasy ity, dia ataovy izay hamakiana azy koa any amin’ny Fiangonan’i Laôdisia; ary dia mba vakionareo kosa ilay taratasy avy any Laôdisia.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa voavaky atỳ aminareo ity epistily ity, dia asaovy hovakina ao amin'ny fiangonan 'ny Laodikiana koa; ary vakionareo kosa ilay avy amin'ny Laodikiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa voavaky atỳ aminareo ity epistily ity dia ataovy koa izay hamakiana azy ao amin’ny fiangonan’ny Laodikiana; ary vakionareo kosa ilay avy amin’ny Laodikiana.
malagasy
Ary rehefa voavaky atỳ aminareo ity epistily ity, dia asaovy hovakina ao amin'ny fiangonan'ny Laodikiana koa; ary vakionareo kosa ilay avy amin'ny Laodikiana. [ Gr. eklesia]