Colossians 4:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary lazao amin’i Arkipo hoe: Tandremo ny fanompoana izay noraisinao tao amin’ny Tompo mba hahatanterahanao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazao amin’i Arkipo izao: «Tandremo ny fandraharahana noraisinao tao amin’ny Tompo, mba hahatanterahanao azy tsara.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lazao amin’i Arkipo fa tsy maintsy hotontosainy tsara ny fandraharahana noraisiny ho fanompoana ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Ary lazao amin'i Arkipo hoe: Tandremo ny fanompoana izay noraisinao tao amin'ny Tompo mba hahatanterahanao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary lazao amin’i Arkipo hoe: Tandremo ny fanompoana izay noraisinao tao amin’ny Tompo mba hahatanterahanao izany.
malagasy
Ary lazao amin'i Arkipo hoe: Tandremo ny fanompoana izay noraisinao tao amin'ny Tompo mba hahatanterahanao izany.Ity no veloma ataon'ny tanako, izaho Paoly. Tsarovy ny fifatorako. Ho aminareo anie ny fahasoavana.