Colossians 4:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahareta amin’ny fivavahana ka miambena amin’izany amin’ny fisaorana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahareta amin’ny fivavahana; ataovy amim-piambenana sy fisaorana izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahareta amin’ny fivavahana, ka miambena amin’izany ombàn’ny fisaorana an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Mahareta amin'ny fivavahana, ka miambena amin'izany amin'ny fisaorana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahareta amin’ny fivavahana ka miambena amin’izany amin’ny fisaorana.
malagasy
[Ny amin'ny naman'i Paoly, sy fanaovam-beloma ny sakaizany tao Kolosia] Mahareta amin'ny fivavahana, ka miambena amin'izany amin'ny fisaorana,