Colossians 4:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mangataha koa ho anay mba hamohan’Andriamanitra varavarana ho an’ny teny, hilazanay ny zavamiafina izay an’i Kristy, sady izany no efa namatorana ahy rahateo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary mangataha koa ho anay, mba hamohan’Andriamanitra varavarana hitorianay teny, sy hanambaràko ny zava-miafina ny amin’i Kristy, izay hany ifatorako izao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mivavaha koa ho anay, mba hataon’Andriamanitra afaka malalaka mitory ny teniny izahay, ka hanambara ny tsiambaratelo momba an’i Kristy. Fa ny fitoriana izany tsiambaratelo izany indrindra no mahavoafonja ahy izao.
Malagasy Bible 1865
ary mangataha koa ho anay, mba hamohan'Andriamanitra varavarana ho an'ny teny hilazanay ny zava-niafina izay an'i Kristy, sady izany no namatorana ahy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mangataha koa ho anay mba hamoahan’Andriamanitra varavarana ho an’ny teny, hilazanay ny zavamiafina izay an’i Kristy*, sady izany no efa namatorana ahy rahateo
malagasy
ary mangataha koa ho anay, mba hamohan'Andriamanitra varavarana ho an'ny teny hilazanay ny zava-niafina izay an'i Kristy, sady izany no namatorana ahy,