Colossians 4:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandehana amin’ny fahendrena amin’izay eo ivelany, hararaoty ny fotoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahaiza mitondra tena amin’izay eo ivelany; ary mahaiza manararaotra ny fotoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manàna fitondrantena feno fahendrena eo anoloan’izay tsy kristianina, ka hararaoty ny fotoana azo anaovan-tsoa.
Malagasy Bible 1865
Mandehana amin'ny fahendrena amin'izay ao ivelany, hararaoty ny andro azo anaovan-tsoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandehana amin’ny fahendrena amin’izay eo ivelany, hararaoty ny fotoana.
malagasy
Mandehana amin'ny fahendrena amin'izay ao ivelany, hararaoty ny andro azo anaovan-tsoa.