Colossians 4:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny momba ahy rehetra dia holazain’i Tikiko aminareo, ilay rahalahy malala sy mpanompo mahatoky ary namako manompo ao amin’ny Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’ny zavatra rehetra momba ahy, dia i Tisìko, namana malala, sy mpandraharaha mahatoky, ary mpiara-manompo amiko ao amin’ny Tompo, hampahafantatra izany aminareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Tisiko hava-malalantsika, mpandraharaha mahatoky sady namana mpiray fanompoana amiko eo amin’ny asan’ny Tompo, dia hampahafantatra anareo ny vaovao rehetra momba ahy.
Malagasy Bible 1865
Ny toetro rehetra dia holazain'i Tykiko aminareo, dia ilay rahalahy malala sy mpanompo mahatoky ary namako manompo ao amin'ny Tompo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny momba ahy rehetra dia holazain’i Tikiko aminareo, ilay rahalahy malala sy mpanompo mahatoky ary namako manompo ao amin’ny Tompo.
malagasy
Ny toetro rehetra dia holazain'i Tykiko aminareo, dia ilay rahalahy malala sy mpanompo mahatoky ary namako manompo ao amin'ny Tompo;