Colossians 4:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny anton’ny nanirahako azy ho atỳ aminareo indrindra dia ny hahafantaranareo ny momba anay sy ny mba hampaherezany ny fonareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny handrenesanareo ny toetray indrindra, sy ny hanafaka alahelo ny fonareo no nanirahako azy ho atỳ aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany indrindra no nandefasako azy atỳ aminareo, mba hahafantaranareo ny momba anay sy hampahery fo anareo.
Malagasy Bible 1865
ny anton'ny nanirahako azy ho atỳ aminareo indrindra dia ny hahafantaranareo ny toetray, sy ny mba hamporisihany ny fonareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny anton’ny nanirahako azy ho atỳ aminareo indrindra dia ny hahafantaranareo ny momba anay sy ny mba hampaherezany ny fonareo.
malagasy
ny anton'ny nanirahako azy ho atỳ aminareo indrindra dia ny hahafantaranareo ny toetray, sy ny mba hamporisihany ny fonareo;