Daniel 1:10 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ilay lehiben’ny tandapa tamin’i Daniela: Matahotra ny mpanjaka tompoko izay nampanokana ny hohaninareo sy ny hosotroinareo aho; fa hanao ahoana raha mahita ny tarehinareo mahia noho ny an’ny zatovo namanareo izy, moa tsy hahameloka ahy amin’ny mpanjaka va ianareo ka hotapahiny ny lohako?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ity lehiben’ny tandapa taminy: –Ny andriamanjaka no efa nampanokana ny ho sakafonareo sy ho fisotronareo; koa matahotra aho fandrao ianareo hitany mahia endrika mitaha amin’ireo zatovo mitovy taona aminareo, ka dia hotapahiny ny lohako noho ny aminareo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ilay lehiben'ny tandapa tamin'i Daniela: Matahotra ny mpanjaka tompoko izay nampanokana ny hohaninareo sy ny hosotroinareo aho; fa hanao ahoana raha mahita ny tarehinareo mahia noho ny an'ny zatovo namanareo izy, moa tsy hahameloka ahy amin'ny mpanjaka va ianareo, ka hotapahiny ny lohako?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ilay lehiben’ny tandapa tamin’i Daniela: Matahotra ny mpanjaka tompoko izay nampanokana ny hohaninareo sy ny hosotroinareo aho; fa hanao ahoana raha mahita ny tarehinareo mahia noho ny an’ny zatovo namanareo izy, moa tsy hahameloka ahy amin’ny mpanjaka va ianareo ka hotapahiny ny lohako?
malagasy