Daniel 1:11 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Daniela tamin’ny mpiambina izay notendren’ny lehiben’ny tandapa ho mpiambina an’i Daniela sy i Hanania sy i Misaela ary i Azaria:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Daniela tamin’ny mpiandraiki-draharaha izay voatendrin’ny lehiben’ny tandapa hikarakara azy sy i Hananià ary i Misaela sy i Hazarià:
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Daniela tamin'ny mpiadidy, izay notendren'ny lehiben'ny tandapa ho mpiadidy an'i Daniela sy Hanania sy Misaela ary Azaria:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Daniela tamin’ny mpiambina izay notendren’ny lehiben’ny tandapa ho mpiambina an’i Daniela sy i Hanania sy i Misaela ary i Azaria:
malagasy
Dia hoy Daniela tamin'ny mpiadidy, izay notendren'ny lehiben'ny tandapa ho mpiadidy an'i Daniela sy Hanania sy Misaela ary Azaria: