Daniel 1:12 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miangavy anao aho, zahao toetra mandritra ny hafoloana izahay mpanomponao, ary aoka homena legioma hohaninay sy rano hosotroinay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Mba tsapao mandritra ny folo andro aloha izahay mpanomponao, ka anana sy rano ihany omena hohaninay sy hosotroinay.
Malagasy Bible 1865
Masìna ianao, izahao toetra hafoloana izahay mpanomponao, ary aoka homena hanin-kotrana hohaninay sy rano hosotroinay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miangavy anao aho, zahao toetra mandritra ny hafoloana izahay mpanomponao, ary aoka homena legioma hohaninay sy rano hosotroinay.
malagasy
Masìna ianao, izahao toetra hafoloana izahay mpanomponao, ary aoka homena hanin-kotrana hohaninay sy rano hosotroinay.