Daniel 1:13 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia aoka hojerena eo anatrehanao ny tarehinay sy ny tarehin’ny zatovo izay mihinana ny anjara avy amin’ny hanin’ny mpanjaka, koa araka izay hitanao no ataovy amin’ny mpanomponao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia hojerenao ny endrikay sy ny an’ireo zatovo izay mihinana ny hanina fihinan’ny mpanjaka, ka araka izay ho hitanao no hataonao aminay.
Malagasy Bible 1865
Dia aoka hizahana eo anatrehanao ny tarehinay sy ny tarehin'ny zatovo izay mihinana ny anjara avy amin'ny hanin'ny mpanjaka, ary araka izay hitanao no ataovy amin'ny mpanomponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia aoka hojerena eo anatrehanao ny tarehinay sy ny tarehin’ny zatovo izay mihinana ny anjara avy amin’ny hanin’ny mpanjaka, koa araka izay hitanao no ataovy amin’ny mpanomponao.
malagasy