Daniel 1:14 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanaiky izany tolo-kevitra izany izy ka nanara-maso azy ireo nandritra ny hafoloana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nekeny izany soso-kevitra izany, ka notsapainy nandritra ny folo andro izy efa-dahy.
Malagasy Bible 1865
Ary nanaiky izany teny izany izy ka nizaha toetra azy hafoloana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanaiky izany tolo-kevitra izany izy ka nanara-maso azy ireo nandritra ny hafoloana.
malagasy
Ary nanaiky izany teny izany izy ka nizaha toetra azy hafoloana.