Daniel 1:15 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tapitra ny hafoloana dia hita fa mandimandina sy matavy aza ny tarehin’izy ireo noho ny an’ny zatovo hafa rehetra izay nihinana anjara avy tamin’ny hanin’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nony tapitra ny folo andro, dia hita fa tsara endrika sy natavy kokoa izy noho ny zatovo rehetra izay nihinana ny hanina fihinan’ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tapitra ny hafoloana, dia hita fa mandimandina sy matavy aza ny tarehiny noho ny an'ny zatovo rehetra izay nihinana anjara avy tamin'ny hanin'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tapitra ny hafoloana dia hita fa mandimandina sy matavy aza ny tarehin’izy ireo noho ny an’ny zatovo hafa rehetra izay nihinana anjara avy tamin’ny hanin’ny mpanjaka.
malagasy