Daniel 1:16 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia najanon’ilay mpiambina ny anjara haniny sy ny divay tokony hosotroiny ka legioma no nomeny azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nesorin’ilay mpiandraiki-draharaha ny anjara hanina sy divain’izy efa-dahy, ka anana no nomeny azy.
Malagasy Bible 1865
Dia najanon'ilay mpiadidy ny anjara-haniny sy ny divay hosotroiny, ka hanin-kotrana no nomeny azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia najanon’ilay mpiambina ny anjara haniny sy ny divay tokony hosotroiny ka legioma no nomeny azy.
malagasy
Dia najanon'ilay mpiadidy ny anjara-haniny sy ny divay hosotroiny, ka hanin-kotrana no nomeny azy.