Daniel 1:17 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nomen’Andriamanitra fahalalana sy saina ny amin’ny soratra sy ny fahendrena rehetra ireo zatovo efa-dahy ireo, ary i Daniela dia nahay namantatra ny amin’ny fahitana sy ny nofy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo zatovo efa-dahy ireo dia nomen’Andriamanitra fahaizana amam-pahalalana amin’ny sehatra rehetra momba ny soratra sy ny fahendrena; ary i Daniela nahafantatra ny hevitry ny fahitana sy nofy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary ireo zatovo efa-dahy ireo dia nomen'Andriamanitra fahalalana sy saina ny amin'ny taratasy sy ny fahendrena rehetra; ary Daniela nahafantatra ny amin'ny fahitana sy ny nofy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nomen’Andriamanitra fahalalana sy saina ny amin’ny soratra sy ny fahendrena rehetra ireo zatovo efa-dahy ireo, ary i Daniela dia nahay namantatra ny amin’ny fahitana sy ny nofy rehetra.
malagasy