Daniel 1:18 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga ny andro nasain’ny mpanjaka hitondrana azy ireo dia noentin’ilay lehiben’ny tandapa niditra teo anatrehan’i Nebokadnezara izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga ny andro voatendrin’ny mpanjaka hitondrana ireto zatovo rehetra hankeo anatrehany, dia nentin’ilay lehiben’ny tandapa teo anoloan’i Nebokadnetsara ireo;
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga ny andro nasain'ny mpanjaka hampidirana azy, dia nentin'ilay lehiben'ny tandapa niditra teo anatrehan'i Nebokadnezara izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga ny andro nasain’ny mpanjaka hitondrana azy ireo dia noentin’ilay lehiben’ny tandapa niditra teo anatrehan’i Nebokadnezara izy.
malagasy
Ary nony tonga ny andro nasain'ny mpanjaka hampidirana azy, dia nentin'ilay lehiben'ny tandapa niditra teo anatrehan'i Nebokadnezara izy.